|
|
|
|

Entry1  havotsana
Part of speech  2  noun
Root  3  votsa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona votsa, miadam-panao zavatra, tsy kinga: Mahay ny asany tsara izy, fa ny havotsany no tsy anerany
Explanations in French  5  [1.3] lenteur, lourdeur
Synonyms  6  fahavotsana

Anagrams  7  havotsana, tsovahana

Updated on 2025/07/29