|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazakazahina |
| Fototeny | 2 hazakazaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Aleha haingana, vonjena maika: Nohazakazahiko tany an-tsaha Rakoto nony tsy hitako tao an-tranony
5 Enjehina: Nohazakazahiko tamin' ny tehina ilay karilahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be run for.
[1.2] 7 to be run after, to be pursued [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on suit ou poursuit en courant
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|