|
|
|
|

Teny iditra1  hazon-damosina
Singan-teny  2 hazo, 3 lamosina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the spinal bone, the spine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'épine dorsale [1.3#230]
8 colonne vertébrale [1.13]
Ohatra  9  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472#]
Voambolana  10  Haiaina
Tovy hevitra  11 tohivany
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02