|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anarana itambaran' ireo zavamaniry misy tahony vaventy sy makadiry: Betsaka ny hazo fa ny hazo fihinam-boa no tiako indrindra
4 Mafy tsy azo alefitra, mahia kaozatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a tree or shrub; wood of all kinds
6 fig. hard. [mal. Kayu.] [1.2] 7 a tree; wood [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 bois
[1.8, 1.13] 9 un arbre [1.8] 10 arbre [1.13] 11 (toute l'île) (du dayak, kayu, batak, hayu, etc. ; on peut trouver des mots voisins dans toutes les langues malago-polynésiennes). 12 Nom générique des arbres et des bois qu'on en tire ; par extension tout ce qui est dur : exemple hazon-damosina (de lamosina : le dos) : la colonne vertébrale. 13 Mot souvent employé en composition : hazo-fotsy , mitsangan-kazo-fotsy, hazo-lahy, hazo-manga. 14 Nous écrivons ces mots composés avec un trait d'union tandis que nous écrirons en un seul mot les noms propres à une ou plusieurs espèces végétales. 15 Le mot hazo se rencontre aussi dans de très nombreux noms de localités. [1.196] |
| Ohatra |
16 Indro ilay trano eo anaty hazo, mangina
[2.499#]
17 Avy eo, nisisika teny an' elanelan' ny hazo izy [2.117#] 18 Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina [2.857#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Ampahany |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 254 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 29 Randzavola: hazo ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | hazo, 30 zaho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|