Entry | hazotoana (zoto) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1] | |
Synonyms | fahazotoana | |
Proverbs | Proverbs containing the word hazotoana | |
Updated on 2023/01/05 |