Entry | 1 zoto |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Faharisihana, fanaovana asa na zavatra an-taitrapo ary amim-paharisihana |
Explanations in English |
9 [1.7] zeal, diligence; |
Explanations in French |
10 [1.8] zèle, diligence; application |
Examples |
11 [2.4#] Nanery tena moa fa ny zoto tsy eo. 12 [2.285#] Fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto, hoy ny fahendren' ny Ntaolo. 13 [2.587#] Ny mandeha tsy zoto, ny mitoetra tsy laina fa raharaha ifanomanana ka samy manao ny tandrifiny. |
Vocabulary |
14 Emotions |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word zoto |
Quotes | 16 Texts mentioning zoto |
Anagrams | 17 tozo, zoto |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |