|
|
|
|

Teny iditra1  hena baolina
Singan-teny  2 hena, 3 baolina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 toton-kena boribory kely nasiana tavin-kisoa sy tongolo na dipoavatra ka endasina atao mendimendy tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 boulette de viande [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12