Entry (1/6) | 1 hena- |
Part of speech | 2 morphological form of henatra |
Entry (2/6) | 3 hena |
Part of speech | 4 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 8 70 words containing hena |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany Fery Teny misy ifandraisany: atidohan-kena, atin-kena, fanangana, hofaka, ilikena, jabora, sabora, lela, lemy, leminy, lohomby, losony, mananety, masontanteliny, matomperiny, matom-perin-kisoa, mosavinkena, roroha, soroka, taovany, tratra, trafo, traingo, tehezana, tsinainkena, vain-droroha, vavony, voankena, vodihena, vorivorinkena |
Explanations in English |
10 [1.7] meat, esp. beef |
Explanations in French |
11 [1.8] viande, viande de boeuf |
Examples |
12 [2.470] Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. |
Vocabulary |
13 Economy: food |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word hena |
Entry (3/6) | 15 hena |
Part of speech | 16 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha |
Explanations in French |
26 [1.3] diminution, amoindrissement |
Entry (4/6) | 27 heña |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 [1.78] [Tambahoaka]
tantely mifindra |
Entry (5/6) | 30 heña |
Part of speech | 31 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
32 [1.78] [Taisaka]
hankaiza |
Entry (6/6) | 33 hena |
Part of speech | 34 noun |
Explanations in French |
35 [1.196] (dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance). Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants. [Bara]
|
Vocabulary |
36 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 38 ahen, haen, hane, hena, heña, nahe, nhea |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |