|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 hendratra
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana teo ambony lohany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 startled, twitching [1.2, 1.7]
5 starting [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 saisi de frayeur, soubresaut [Tankarana]
très content (par exemple de recevoir un ami). [1.19]
7 qui tressaille [1.8]
Ohatra  8 hoy Zaka hendratra. [2.5#71]
9 Hoy aho hendratra kely. [2.944#]
10 hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643#165]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  19hendraka
Kamban-teny rehetra  20hendratra dia hendratra
Ohabolana  21 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)22 hendratra
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 (sens général : qui fait sursauter, très saillir). Macarisia pyramidata Thouars (Rhizophoraceae). Bois brûlant sans fumée quand il est bien sec. Les pêcheurs le recherchent pour faire des torches en vue de la pêche au lamparo [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)26 hendratra
Sokajin-teny  27 anarana
Fanazavàna teny frantsay  28 (de hena : aliment, viande ; et ratra : égratignures). Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). Le calac de Madagascar. Ses fruits savoureux sont recherchés. Mais l'arbuste est épineux et provoque souvent des égratignures. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  29 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  30 hendratra, 31 Hetran-drà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02