|
|
|
|

Teny iditra1  hendre
Fototeny  2 hendry
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny mpamaritra hendry [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  4 sois sage, avisé, raisonnable, prudent [1.3#235]
5 soyez sage [1.107, 1.20]
Ohatra  6  Ary hendre, ry Ambanilanitra, hiadananareo. [2.649#]
7  Nanafatrafatra Ineny : hendre tsara, rankizy. [2.332#]
8  Ary hendre, fa tsy tiako ny lainga, ry ambanilanitra. [2.654#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12