|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hendry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
4 Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry 5 Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona 6 Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 wise, prudent, intelligent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 intelligent, prudent, sage
[1.3#235, 1.8] 9 raisonnable, qui a du savoir-faire [1.3] |
| Ohatra |
10 Ho sambatra ianareo raha hendry aminy.
[2.643#]
11 Zazavavy kely hendry sy maotina tokoa. [2.499#] 12 Lazao anaka, hoy Idada, fa zaza hendry hianao. [2.332#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 22 hendry |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Tily, tsikilo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 action de guetter, d'épier, de veiller pour surprendre, pour tromper
[1.3#235] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|