|
|
|
|

Teny iditra1  henika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Feno: Henika ny sompitra ~ Heniky ny hafaliana ny fonay
4 Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka
5 Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 full; having all [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 comble, plein, comblé, rassasié, pénétré, saturé, couvert:
8 Heniky ny vary ny sobiky (La corbeille est pleine de riz) ~
9 Henika ny barika (La barrique est pleine) ~
10 Heniky ny ha-faliana ny foko (Mon cœur est comblé de joie) ~
11 Henika aho (Je suis rassasié) ~
12 Heniky ny sira ny hena (La viande est pénétrée, saturée de sel) ~
13 Heniky ny rano ny tanimbary (Les rizières sont couvertes d’eau)
[1.3#236]
14 comblé, saturé [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  20 hanike, 21 hekany, henika, 22 kehina, 23 kihane

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17