|
|
|
|

Teny iditra1  manenika
Fototeny  2 henika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra
5 Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana
6 Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 ankamine, 12 kinamena, 13 mañanike, manenika, 14 miankane

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02