|
|
|
|
Teny iditra
1
henikenika
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Sahirana hatraiza hatraiza, mikofokofoka amin' ny tsinontsinona
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
mihenikenika
Matoantenin' ny iharana :
5
ahenikenika
,
6
henikenehina
,
7
henikeneho
Matoantenin' ny fameno :
8
ihenikenehana
Anarana :
9
fihenikenehana
,
10
fihenikenika
,
11
mpihenikenika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19