|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihenikenika
Fototeny  2 henikenika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikofokofoka foana, tsy misy antony [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mihenikenika
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 maimaika [Tambahoaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17