|
|
|
|

Teny iditra1  henjakenjana
Fototeny  2 henjana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif] [1.3]
Ohatra  5  iry ny hatoko henjakenjana sy mahavesabesatra; [2.59]
6  Fa raha misy fitia henjakenjana any, dia mba misy fitia enjikenjika atý. [2.69]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12