|
|
|
|

Teny iditra1  henoina
Fototeny  2 heno
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao re, atongilana ny sofina mba handre: Henoy ny hiran' ny ankizy
5 Ekena: Henoy ny fangatahanay, tompoko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be hearkened to, to be listened to, to be attended to. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on écoute [1.5]
Ohatra  8  Ary henoina matetika ny fiainany, ka toy ny matory. [2.59]
9  Misy diska henoina mandritry ny antsasak' ora maninjitra. [2.332]
10  Tsara henoina ny teninareo», hoy ireo namana frantsay nandre ny feonay. [2.356]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17