|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 henoy |
| Fototeny | 2 heno |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana henoina [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 henoy ny hiran' ny ankizy
[1.1]
5 henoy ny fangatahanay, tompoko [1.1] 6 henoy tsrar ny teniko (Ecoutez bien mes paroles) [1.3#206] |
| Tsipelina hafa | 7 hainoy |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | henoy, 10 hoeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|