|
|
|
|

Entry (1/2)1  heny
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Mitovy amin' ilay efa eo, na isa na habe: Enina kilao io kisoa io tamin' ny novidiko, ary izao izy telopolo kilao, izany hoe lasa indimy heny ny lanjany.
Explanations in English  13  [1.7] so many times; used with numerals, as: avo folo heny (ten times as much)
Explanations in French  14  [1.8] tant de fois; s'emploie comme suit: avo folo heny (dix fois plus)

Entry (2/2)15  heny
Part of speech  16  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  18  [1.1] Sahaza, mifanentana, tandrify, mifanandrify
Mahazo mivady fa tsy mpihavana akaiky: Olon-tsy heny aminao Rasoa ka tsy azonao alaina ho vady.
Explanations in French  19  [1.19] [Tankarana] rĂ©el, vraiment. (edy, ankitiny, tokoa)

Anagrams  20  ehin, heny, nehi

Updated on 2025/08/10