|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hetrina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lempona, iva; be dia be, sesehena
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 5 hetrina |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 marais, marécage
[1.13] 9 Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
10 hetrina lehibe, anarany Betsimizara
[2.59#]
11 Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny. [2.472#] |
| Voambolana | 12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 13 heniheny, 14 hotsaka |
| Teny iditra (3/3) | 15 hetrina |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 18 hatreny, hetrina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|