Entry | 1 hevi-teny |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hevitra, teny |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] fanazavana ny teny araka ny tena izy na izay nanaovana azy |
Explanations in French |
6 [1.5#143] explication de mot |
Examples |
7 [2.606#] Misy heviteny, na rakibolana tsotra napetraka any aorian'ny famelaberana manangona ireo voambolana hita manerana ny boky. 8 [2.649#] Andrianaivoravelona izy rehetra hampianatra azy heviteny, indray mandeha isam-bolana, fa tsy ho vitanay izao zava-dehibe nifanarahana izao, hoy izy, raha tsy mitombo ny fahalalanay ny Tenin' Andriamanitra. |
Vocabulary |
9 Linguistics |
Anagrams | 10 hevi-teny, hiteveny, tevehiny |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |