|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hihisana |
| Fototeny | 2 hihy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alana ny hodi-maleminy: Hihiso ny mangahazo fa maika hohandroina
5 (katsaka) kikisana ny voany hiala amin' ny babiny: Hihiso ity katsaka ity [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|