|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hihy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 nify
[Bara]
[1.78] 4 Ilay nofo mena manarona ny vody nify, akanjo-nify [1.1] 5 nify [Masikoro] [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the gums
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 les gencives
[1.8] |
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Tovy hevitra | 9 hihi-nify |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 11 hihy |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fikikisana, fikaohana ny loto miraikitra amin-javatra; famoasana ny hoditry ny voankazo na ny ovy
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 mila hihiny |
| Teny iditra (3/3) | 30 hihy |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 sohika
[Tanosy]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|