|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 hitsidika |
| Fototeny | 2 tsidika |
| Sokajin-teny | 3 endritenin' ny hoe mitsidika |
| Ohatra |
4 Saika hitsidika isan-trano aho, kanjo fitondrana.
[2.285#107]
5 Efa nilazako izy fa izaho no mbola ho avy hitsidika anareo. [2.643#170] |
| Teny iditra (2/2) | 6 hitsidika |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 abaque
[1.13] |
| Voambolana | 9 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 10 abaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|