|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hitsin-dalana |
| Singan-teny | 2 hitsy, 3 lalana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fanavatsavana sy fanitsiana amin' izay akaiky, fa tsy manaraka ny lalana faleha izay matetika miolakolaka
[1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|