Entry (1/4) | 1 hitsy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. |
Entry (2/4) | 17 hitsy |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
fijoroana mahitsy |
Entry (3/4) | 20 hitsy |
Part of speech | 21 noun |
All compound words | 22 10 words containing hitsy |
Explanations in French |
23 [1.13] droite |
Vocabulary |
24 Mathematics: geometry |
Entry (4/4) | 25 hitsy |
Part of speech | 26 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
32 [1.78] [Taisaka]
karazan-kazo fanaovan-trano |
Explanations in French |
33 [1.196] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
34 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 36 hitsi, hitsy, tsihi, tsihy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |