|
|
|
|

Teny iditra1  hitsivolana
Singan-teny  2 hitsy, 3 volana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Didy ataon' ny Governemanta noho ny famindram-pahefana avy amin' ny Solombavambahoaka mpanao lalàna [1.1]
6 didy avoakan'ny filankevitry ny fitondram-panjakana, mandrapankatoavana azy ho lalana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 ordonnances [1.13]
Ohatra  8  Araka izany, ny Governemanta dia manolotra ity Didy hitsivolana ity. [1.384#]
9  Havoaka amin' ny Gazetim-panjakan' ny Repoblika izao hitsivolana izao. [2.114#]
Voambolana  10  Lalàna
Tovy hevitra  11 ordonansy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12