|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hodimaso |
| Singan-teny | 2 hoditra, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (hodi-maso) ilay hoditra mahazo mikatona sy mivoha manarona ny maso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the eyelids
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 paupières
[1.8] |
| Ohatra |
8 manatevina ny hodimaso ireo holatra
[2.424#]
|
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|