|
|
|
|

Entry1  hohazana
Part of speech  2  passive verb
Root  3  hohy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Hadina tsy lalinaloatra amin' ny tanana na tongotra: Hohazan' ny saka ny tany
Fokarina: Nohohazan' ny akohonareo ny vomanganay
Tadiavina, karohina ho fantatra: Nohohazan-dRakoto ilay zavatra noresahintsika, fa tsy niteny aho na indraim-bava aza

Anagrams  9  hahazoan, hahazona, hanohaza, hohazana, hozahana, nohahaza

Updated on 2025/07/29