|
|
|
|

Entry (1/2)1  hoho
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazandrazana tandroka maniry eo amin' ny loha rantsana: Hohon-tsaka
Rangotra: Safosafo tonga hoho (Rabearivelo)
Explanations in English  4  [1.7] a claw; a finger or toe nail
Explanations in French  5  [1.8] griffe, ongle
Vocabulary  6  Biology
Derivatives 
7  Passive verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Article  13  Randzavola: hoho ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)14  hoho
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Tanosy] tranombitsika ambony hazo
17  [1.1] [Sakalava] Karazam-bitsika vaventy izay manao trano tany amin' ny hazo, mahery mihazakazaka, misy poizina mampanaintaina raha voakaikiny
Vocabulary  18  Zoology: invertebrates

Updated on 2025/01/21