| Entry | 1 holafitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 lafitra |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Taisaka]
lafiny, lafitr' akondro 9 [1.1] Fitambaran' ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin' ny tendron' ny taho anankiray Fizarana, toko, antoko. |
| Explanations in French |
10 [1.3] section, rang, classe, caste |
| Examples |
11 [4.27] mpampiasa, sendikan’ny mpiasa, holafitra sy vondron’asa hafa, fikambanana, Fiangonana... |
| Other spellings | 12 holafiny |
| Proverbs | 13 Proverbs containing the word holafitra |
| Anagrams | 14 fihalotra, hafilotra, holafitra |
| Updated on 2025/08/10 |
|