|
|
|
|

Entry1  holandey
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey
Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1]
Explanations in English  4  Dutchman, Dutchwoman
Dutch [3.1]
Explanations in French  5  hollandais, hollandaise [3.1]
Vocabulary  6  Geography: countries, people
Analogs  7  holandy

Updated on 2025/09/12