Entry | 1 homan-dany roa ohatra ny dinta |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 homana, lany, roa, ohatra, dinta |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (sady mitsentsitra ny vavan' ny dinta no manaikitra ny vodiny): enti-milaza zavatra mampididoza roa |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |