|
|
|
|

Teny iditra1  homan-takaitra
Singan-teny  2 homana, 3 takaitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 manger du bien dû à un autre, et qu'il faudra rendre un jour [1.3]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02