|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 takaitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io
4 Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. [1.1] 5 kilema [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a defect, a physical handicap
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 défaut, tare
[1.8] 8 un défaut, une avarie, un mal, une dette [1.3] 9 infirmité [1.13] |
| Ohatra |
10 takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana.
[2.472#49]
11 Ny havan-draiko anankiray nitondra takaitra mandra-pahafatiny tamin' izany. [2.643#34] |
| Tsipelina hafa | 12 taketra |
| Kamban-teny rehetra | 13 homan-takaitra |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 takaitra |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 probablement mis pour takahitra : « plante ». D'après le dictionnaire de Richardson. Vient de ahitra, nom générique des plantes herbaceae. Ne nous paraît pas désigner une espèce précise.
[1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | takaitra, 19 tatikara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|