|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 honaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mahahetsika noho ny halehibiazan-doatra na noho ny aretina; tsy fahafahana miarina am-pandriana; vonto, hotsaka
4 Vono, fametsapetsana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 épuisé, tombant de fatigue sous son propre poids ou par suite de maladie, qui reste couché sans pouvoir se lever ; imbibé, saturé d’un liquide; fig. action de rosser
[1.3#265] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 22 Hanoka, honaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|