|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manonaka |
| Fototeny | 2 honaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera noho ny havizanana na ny hatavezana; miforetaka tsy afa-mandeha noho ny taviny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Tomber de lassitude ou sous le poids de la graisse
[1.3#265] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 manakona, manakòna, 11 manankoa, 12 manokana, manokàna, manonaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|