Entry | 1 hosoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. [1.1] |
Derivatives |
|
All compound words | 6 manao hosoka |
Synonyms | 7 hosokosoka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |