|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fomba fitsako zavatra efa avy notsakoina ka aloa ndray fa tsy atelina [Tanala] [1.78]
4 Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon' ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 anything chewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Bouchée de nourriture mâchée par la mère et donnée ensuite à l’enfant [1.3#272]
7 bouchée de nourriture qu'on mâche [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 manapa-kota

Teny iditra (2/2)23  hota
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 (dans le Sud) Ce serait le nom d'une herbe indéterminée d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  27 hato, hota, 28 taho, 29 toha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09