Entry | 1 ianteherana |
Root | 2 antehitra |
Part of speech | 3 relative verb |
Explanations in Malagasy |
4 Itokiana, iankinana, antenaina mba hanohana, ho vonjy sy tohana: Ny fanjakana no ianteheran' ny vahoaka [1.1] |
Examples |
5 Ny mpanan-karena no ianteheran' ny mahantra (Les pauvres s'appuient, comptent sur les riches)
[1.3]
6 Hianao no ianteherako (Je me confie à vous, je compte sur vous) [1.3] |
Morphology |
|
All compound words | 11 teboka ianteheran' ny haavo |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |