|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Ibonia
Sokajin-teny  2  anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Ohatra  3  Natonton-dRaivato ibonia ka difotra halohalika; [2.69]
4  Ary nony efa tokony ho telo taona sisa tsy hahafatesan' ibonia, dia novoriny ny ray aman-dreniny sy ny vady aman-janany ary ny vahoaka rehetra tao Ileolava sy ny manodidina ka nohafarany hoe: [2.69]
Tsipelina hafa  5 iboniamasiboniamanoro, iboniamasiboniamanoro

Teny iditra (2/2)6  Ibonia    
Zana-dohateny  7  Epic of Madagascar
Singan-teny  8 Ibonia
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  10  Haisoratra
Mpanoratra  11 Haring Lee
Mpanonta printy  1993.
Lahatsoratra  13 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17