|
|
|
|

Teny iditra1  Ibozy
Singan-teny  2 bozy
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4 a common name for small girls [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 nom de petites filles [1.8]
Ohatra  6  ibozy anefa ao marary, i Solo noroahin'ny mpa-mpianatra fa tsy nahaloa kolazy. [1.281#ikakilaysyifaralahy]
7  Amin' io fotoana analana volo ny zaza io matetika no anomezana anarana azy, izay tsy mbola iantsoana azy anefa akory raha tsy efa feno enina na fito taona iz'y, fa mbola anaram-bosotra tsotra toy ny Ikoto sy ibozy fotsiny aloha no anononana azy. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02