|
|
|
|

Teny iditra1  ifandrombahana
Fototeny  2 rombaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka! [1.232]
5  Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. [2.895]
6  Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. [2.503]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29