Entry | 1 rombaka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fakana tampoka ny zavatra eny amin' ny hafa; fahamaimaizana hiteny ka mitsatsaingoka hilaza |
Examples |
10 [2.996] Ankehitriny ianareo Fariseo dia manadio ny vohon' ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatinareo kosa dia feno rombaka sy faharatsiana. |
Anagrams | 11 kambaro, karambo, rombaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |