|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ihomehezana |
| Fototeny | 2 homehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be laughed at
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#265] 5 dont on se moque, dont on rit [1.8] |
| Ohatra |
6 ihomehezana ange izany ka mora!
[2.4#]
7 Ary aza dia hihomehezanareo zatovo izay tonga amin' ny fotoam-pandrosoana ankehitriny, fa tsarovy ny tenin' ilay lehilahy manan-tsaina anankiray hoe: [1.437#b] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|