|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 homehy |
| Fototeny | 2 hehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mihomehy
[Taisaka, Bara]
[1.78] 5 Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza: Sahy homehy ahy ve ianao? ~ Tsy fanao ny homehy lavo 6 (Ankehitriny dia ny hoe mihomehy no fampiasa indrindra). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to laugh; to mock
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 rire; se moquer
[1.8] |
| Ohatra |
9 La teateany, la homehy, la teateny, tsy horofako zao!
[2.606#]
10 tsy mahalala indrafo fa vao mainka koa faly sy homehy mahita an-dRakotomihanta mijaly sy miolanolana irery eo! [2.357#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 aza homehy lavo |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|