|
|
|
|

Teny iditra1  ikala ratsy
Singan-teny  2 Ikala, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy [1.1]
Ohatra  6  Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory. [1.223#mg]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12