|
|
|
|

Teny iditra1  ikala tokana
Singan-teny  2 Ikala, 3 tokana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zanaka vavy tsy misy fanampiny toy ny hoe vavy tokana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [tokana, alone.] a word sometimes used by the older officers in addressing the Queen
7 an only daughter [1.2]
Voambolana  8  Teny fanajana 9  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  10  ilaytokana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02