|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ilasiray |
| Singan-teny | 2 ila, 3 iray |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anaram-bola izay 0, 30 fr. ny sandany; toy izao no niforonany: ila (voamena) sy iray (voamena)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [sy, and iray, one.] threepence ; lit. one half and one, ie. One half (of twopence) and one (twopence). Pronounced lasiray.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Tsipelina hafa | 8 lasiray |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|