|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ila |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ilany
[Taisaka]
[1.78] 4 Faritra misy ny tehezana amin' ny tenan' ny olombelona: Misy marary ato amin' ny ilako havia ato 5 Lanimandry, lafy 6 Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao 7 Faritra: Be ala ny ila atsinanan' i Madagasikara 8 Antsasaka: Omeo ahy hovidiko itỳ ila tratran' omby itỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 the side of anything, a piece, generally a half of anything. It is mostly used with the suffix pronoun -ny, as : ilany, its side, half of it. [Malay Balah (?)]
[1.2] 10 the side, a half [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 côté, moitié
[1.8] 12 moitié, façade, membre, flanc [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 29 takiba, 30 tehezana |
| Kamban-teny rehetra | 31 Fikambanana 48 amin' io teny io |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 33 ila |
| Sokajin-teny | 34 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
35 Fitadiavana, fizahana, fikarohana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36 (root)
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 44 ila |
| Sokajin-teny | 45 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
46 fihetsiketsika, hadalana, tsy fandinihana, tsy fiheverana
[Tanala]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 47 aly, ila, 48 lay, 'lay, 49 Lià, lia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|